|
|
|
|

Teny iditra 1  miritirity
Fototeny  2 ritirity
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha miridiridy ary maika: Rehefa manao zavatra izy miritirity foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to trot, to amble, to move the limbs excitedly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 marcher rapidement en tendant le corps et les nerfs, en se tenant raide [1.3]
Ohatra  11  Tsiboboka ri-drano
saho-miritirity
fanao ny ratsy avo vava
[2.131]
12  Papango didimaso
voro-miritirity
tsy mizaha tena
koa manenitra olona
hianao Ramatoa
[2.131]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miritirity, 14 mitiritiry

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21