Teny iditra | 1 miroatra |
Fototeny | 2 roatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miseho betsaka indray miaraka: Miaramila ampolony maro no niroatra nivoaka ny zohy lava fierena 5 Mihoa-pefy, mihoatra ny fefiloha [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to rush upon from ambush [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 déborder, paraître tous à la fois [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny miroatra io |
Fivaditsoratra | 13 mairotra, maoritra, martiora, miraotra, miroatra, mitroara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |