|
|
|
|

Teny iditra 1  mirobiroby
Fototeny  2 robiroby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miara-mifalifaly, miravoravo [1.1]
Ohatra  9  Moa va ny voady aman-kena masina, hahafaka anao amin'ny loza manindry anao, no mety mirobiroby amin'ny firavoravoana hianao? [2.996]

Fivaditsoratra  10 miboribory, mirobiroby

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20