Teny iditra | miroboka (roboka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Mitsoboka, mirotsaka anaty rano [1.78] | ||||||||
Midina ao anaty rano: Aza miroboka ao anaty rano vao maraina ianao fa sao manavy [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To go into the water, to ford a stream [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Passer à gué, se mettre à l'eau [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miroboka io | ||||||||
Fivaditsoratra | akoromby, miroboka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |