Teny iditra mirobona (robona)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maniry tsara ka midoroboka fatratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pousser avec exubérance [1.196]
Ohatra Voaloboka mirobona ery Israely, efa mavesatry ny voany. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20