Teny iditra 1/2 mirodana (rodana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon' ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona
Rava: Nirodana ny fanantenana
Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To fall down, as a wall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'écrouler, s'ébouler [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirodana
Ny lasa : nirodana
Ny hoavy : hirodana
Filaza mandidy : mirodàna

Teny iditra 2/2 mirodàna (rodana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirodana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20