|
|
|
|

Teny iditra 1  miroky
Fototeny  2 roky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to speak a dialect [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 parler dialecte, patois [1.8]
Ohatra  11  Basivava tsy mahay mikabary Marovatana
be tany tsy misy vokatra Avaradrano
mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano
mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony
be kibo tsy manavy Vonizongo
be ohabolana miroky Vakinankaratra
fa ny Voromahery ihany no lohany
[2.131]

Fivaditsoratra  miroky, 12 moriky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20