Teny iditra mirona (rona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Mirona ity andry ity izany. ~ Mirona amin' ny politika ny lohan-janako
Efa ho rava: Mirona ny fanjakana
Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Etre incliné, penché: Mirona ny rindrina (La muraille penche) ~ Mirona ny zaza kely (Le petit enfant penche la tête, a sommeil)
Lâcher pied sur le champ de bataille, faiblir: Nirona ny miaramila tamin' ny ady (Les soldats lâchèrent pied sur le champ de bataille) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirona
Ny lasa : nirona
Ny hoavy : hirona
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09