|
|
|
|

Teny iditra 1  mironaka
Fototeny  2 ronaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tia fatratra, matim-pitia: Efa ela no fantatro ho nironaka tamin' iny zazalahy iny ny zanakao [1.1]

Fivaditsoratra  9 manakory, 10 manikora, 11 maniroka, 12 manorika, mañorika, 13 mikaroña, 14 mikoràna, mikorana, 15 miranoka, mironaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19