|
|
|
|

Teny iditra 1  mironjona
Fototeny  2 ronjona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Rahefa niolaka ka nironjona be ihany ny olona, iny kosa no nokendreko hanatsoahana moramora ny poketra, ny boko-paosy moa efa novahako taloha. [2.4#57]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20