| Teny iditra | 1 miropy |
| Fototeny | 2 ropy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mitakoko, mipetraka manjokaiky
8 Mialoka: Izany, rahavako, noroa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka (Rajaonah Tselatra) [1.1] |
| Fivaditsoratra | miropy, 9 mpiory |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|