Teny iditra mirosarosa (rosarosa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao zavatra na mandeha miadana dia miadana, tsy rototra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirosarosa
Ny lasa : nirosarosa
Ny hoavy : hirosarosa

Teny iditra mirôsarôsa
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mampiseho ny voniny, mamony: Mirôsarôsa ny voninahitra (vary) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05