|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirotaka
Fototeny  2 rotaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miroraka be toy ny mitatao: Efa ho latsaka ny zana-dRamatoa irỳ fa efa mirofaka ny kibony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 être gros, surplomber; se dit du ventre [1.3]

Teny iditra (2/2) 9  mirotaka
Fototeny  10 rotaka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Manimba zavatr' olona ho fanehoana tsy fahafaliana [1.1]

Fivaditsoratra  17 maitroka, 18 miokatra, mirotaka, 19 mitaroka, 20 mitoraka, 21 mitraoka, 22 mitroaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20