|
|
|
|

Teny iditra 1  mirotoroto
Fototeny  2 rotoroto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Dodona, maika rehefa manao zavatra, manao zavatra haingana: Aza mirotoroto rehefa manao zavatra fa mety ho tsy vita tsara na misy hadino [1.1]

Fivaditsoratra  mirotoroto, 9 mitorotoro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20