Teny iditra misahoahoa (sahoahoa (sahoa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikiakiaka tsy misy antony; miantso vonjeo tsisy antony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misahoahoa
Ny lasa : nisahoahoa
Ny hoavy : hisahoahoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02