|
|
|
|

Teny iditra 1  misalehotra
Fototeny  2 salehotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maimaika foana; sahisahy; miselontselona amin' ny raharahan' ny sasany: Iza no nilaza taminy hoe misalehora amin' ny zavatra tsy mikasika azy! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20