Teny iditra misalesaka (salesaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitresaka eo amin' ny afovoany; misaraka roa: Mahagaga fa nisalesaka foana teo ilay volany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misalesaka
Ny lasa : nisalesaka
Ny hoavy : hisalesaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05