|
|
|
|

Teny iditra 1  misalotra
Fototeny  2 salotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra salotra: Hitako misalotra Rangahy iny rehefa mianjaika
9 Mitafy ilany kely izay tsy mahasarona ny tena manontolo: Nisalotra tapa-damba kely misoratra teny am-bozony izy
10 Manao akanjon' olona, indrindra raha akanjon' olona ambony voninahitra noho ny tena: Sahinao ve ny hisalotra ny akanjo-na lietnà nefa ianao vao kaporaly? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to wear a vest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 porter gilet [1.8]

Fivaditsoratra  13 masilotra, misalotra, 14 misolatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20