|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misamaka
Fototeny  2 samaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vaky triatra, misaraka roa: Efa nisamaka ilay hazo ka mora notapahina
9 Misahana raharaha maso: Nisamaka telo izy ka nalaky vizana [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  misamaka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Tanosy] miteraka [1.78]

Fivaditsoratra  13 mamisaka, 14 mimasaka, misamaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20