| Teny iditra | 1 misamboritra |
| Fototeny | 2 samboritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Misikina lamba: Ny vehivavy matanjaka tao an-tanàna dia nanampy ny lehilahy...; ny sasany kosa dia nirary ka nisamboritra, nihira nangataka an' Andriamanitra mba hiaro ny mpiadiny (Maurice Rasamuël)
9 Mitondra akanjo vorokitsay, tonta, maloto: Misamboritra vorodamba [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|