|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misampy
Fototeny  2 sampy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misavily eny am-bozona
9 Manaraka sampan-dalana [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  misampy
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Sihanaka] mihoatra havoana [1.78]
13 [Tanosy] mihantona [1.78]

Fivaditsoratra  14 mampisy, misampy, 15 mpimasy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20