|
|
|
|

Teny iditra 1  misanehaka
Fototeny  2 sanehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misefosefo sy sempotra, miehakehaka, tsy avy miaina: Nihazakazaka izy ka nisanehaka [1.1]
8 [Bezanozano] sempotra [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 To pant [1.2#551]
Fanazavàna teny frantsay  10 Être essouflé, haletant
11 Être outrecuidant [1.3#553]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21