|
|
|
|

Teny iditra 1  misangisangy
Fototeny  2 sangisangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
8 Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
9 Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to fool around; to tease [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 badiner; taquiner [1.8]
Tovy hevitra  12 misangy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22