|
|
|
|

Teny iditra 1  misantatra
Fototeny  2 santatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao namampiasa na mihinana zavatra (vary, voankazo...) vokatra voalohany: Ianao izao no hisantatra iny elo vao novidiko iny ~ Omaly izahay no nisantatra ny vary vokatra tamin' ity taona ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to taste the first-fruits [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 manger les prémices du riz; débuter [1.8]

Fivaditsoratra  11 manatsitra, misantatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20