|
|
|
|

Teny iditra 1  misaosao
Fototeny  2 saosao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy
8 Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho
9 Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21