Teny iditra misarandra (sarandra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misalaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misarandra
Ny lasa : nisarandra
Ny hoavy : hisarandra

Teny iditra misarandra (sarandra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Mihira [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05