Teny iditra misarangaranga (sarangaranga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Marary (enti-milaza ny fahararian' ny vehivavy raha mihetsi-jàza hiteraka) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misarangaranga
Ny lasa : nisarangaranga
Ny hoavy : hisarangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05