|
|
|
|

Teny iditra 1  misarangotra
Fototeny  2 sarangotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamin-dreniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to try to scramble out of a hole by clawing the sides, etc. [1.2]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  misarangotra, 11 misarongatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21