Teny iditra | 1 misara-panambadiana |
Singan-teny | 2 misaraka, fanambadiana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy mikambana amin' ny fanambadiana intsony fa samy olon-ko azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] divorcé, divorcer |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |