Teny iditra misaratsaraka (saratsaraka (saraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miparitaka
Ohatra 
1Raha misaratsaraka izy : fasika [2.285]
2Dia nisaratsaraka be ihany ny mponina : ny sasany nianatsimo atsinanana nanampy ireo Mavorongo tany [2.357]
3Be sady malalaka ny asa, ka dia misaratsaraka eny ambonin'ny manda isika ka mifanalavitra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20