|
|
|
|

Teny iditra 1  misarebaka
Fototeny  2 sarebaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mirefarefa amin' ny tany: Misarebaka ny lambanao
9 Mitafy lamba izay arefarefa amin' ny tany: Maika ho aiza ity ianao no misarebaka toy izao? [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20