|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misariaka
Fototeny  2 sariaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miseho falifaly amin' ny olona mitari-dresaka sy mitsikitsiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be gay, to be cheerful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être gai, affable [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  misariaka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antambahoaka] misaritaka [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20