|
|
|
|

Teny iditra1  misariko
Fototeny  2  sariko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manozona, manompa: Aza misariko olona tsy naninon-tsy naninona anao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  mikorisa, mikorisà, misariko, misokira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20