|
|
|
|

Teny iditra 1  misarivy
Fototeny  2 sarivy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mikarakara sy mandroso sakafo
8 Manampy ny pretra amin' ny fanaovana lamesa (fiteny matetika kokoa amin' ity hevitra faharoa ny hoe misarivy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 servir à table, servir la messe [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20