|
|
|
|

Teny iditra 1  misarongatra
Fototeny  2 sarongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitroatra amim-pahatairana: Nisarongatra izy raha vao nahare izany teny fanaratsiana azy izany [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 misarangotra, misarongatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21