|
|
|
|

Teny iditra 1  misaroro
Fototeny  2 saroro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny
9 manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny
10 mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 cajoler, sonder, tromper adroitement [1.3]
Tsipelina hafa  12 misarory
Mpanahaka  13  mangaroka, 14  misafary

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22