Teny iditra misatrisatry (satrisatry (satry))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izay manao ara-ka ny danin'ny kibony, fatra-panao hoe "satriko... satriko" [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misatrisatry
Ny lasa : nisatrisatry
Ny hoavy : hisatrisatry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31