|
|
|
|

Teny iditra 1  misavika
Fototeny  2 savika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha misy misavika omby na manao katsaka hampiseho hery foana, dia analana sikajy isan' olona manao izany (Fanekem-pokonolona tao Antananarivo tamin' ny 1885)
9 Misarangotra amy...: Saika potraka izy raha tsy nisavika ny tenako
10 Mihambo zavatra tsy an' ny tena, maka tsy an-drariny: Misavika fananan' olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Saisir fortement avec les bras, empoigner, se cramponner à, s’accrocher comme la liane à l’arbre
12 s’arroger des droits qu'on n’a pas pour poursuivre quelqu’un, pour obtenir quelque chose injustement, prendre injustement [1.3#591]
13 s'accrocher, s'entortiller activement [1.196]
Ohatra  14  misavika ny hazo ny vahy (Les lianes s’accrochent aux arbres) [1.3#591]
15  Potraka izy, raha tsy misavika ny sampan-kazo (Il serait tombé, s’il ne s'était cramponné à une branche) [1.3#591]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misavika
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21