|
|
|
|

Teny iditra1  misavorovoro
Fototeny  2  savorovoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy milamina, mikorontana, misaritaka: Misavorovoro be izany volonao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be tangled, to be messed up (especially of the hair) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  être enchevêtré, embrouillé [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny misavorovoro io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20