|
|
|
|

Teny iditra 1  miselatra
Fototeny  2 selatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandalo vetivety, haingana; mihelina, miserana: Niselatra kely fotsiny izy
9 Manjopiaka, mamirapiratra: Niselatra tamin' ny rano ny taratry ny fiaramanidina nandalo teo amboniny [1.1]

Fivaditsoratra  miselatra, 10 STeLaRiMa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20