|
|
|
|

Teny iditra 1  misendaka
Fototeny  2 sendaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity
9 Miolonolona, miendaka: Tsy tsara ny misendaka amin' ny be sy ny maro
10 Misintona, miala: Raha vao avy niteny ny rainy dia lasa nisendaka izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20