| Teny iditra (1/2) | 1 misesika |
| Fototeny | 2 sesika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao
9 Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony 10 Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy 11 Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to enter by force
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 entrer par la force
[1.8] |
| Ohatra |
14 Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany.
[2.472#9]
|
| Teny iditra (2/2) | 15 misesika |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 [Sihanaka] manerana
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|