|
|
|
|

Teny iditra 1  misesitra
Fototeny  2 sesitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka+Antemoro+Sihanaka+Tanala] mitroka, mifoka paraky na sigara [1.78]
8 [Bara] mifoka [1.78]
9 mitsentsitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 absorber [1.13]
Tovy hevitra  11 mitroka
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misesitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22