|
|
|
|

Teny iditra 1  misintaka
Fototeny  2 sintaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanosy] miala, mandao [1.78]
9 Miasaraka amin' ny vadiny, miala amin' ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon' ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 manakitsy, 12 mañatsiky, 13 mañitsaky, 14 manitsika, misintaka, 15 mitsinaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21