|
|
|
|

Teny iditra 1  misisika
Fototeny  2 sisika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io
9 Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita
10 Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany
11 Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky [1.1]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misisika
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21