|
|
|
|

Teny iditra1  misisika
Fototeny  2  sisika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io
5  Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita
6  Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany
7  Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20