|
|
|
|

Teny iditra 1  misisy
Fototeny  2 sisy
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikiky: Nisy voalavo nisisy an' ity mofo ity
9 Manitsy hazo fisaka amin' ny famaky, (tany) amin' ny angady: Dia tsy hahay hisisy hazo ve ianao?
10 Mahitsy, tsy mivaona: Hazo fisaka efa misisy io [1.1]
Ohatra  11  Ary raha ny andriana no manao trano, dia ny fitonjalolahy no manao sy misisy ny hazo, ary ny borozano maka, ary indraindray ny foloalindahy koa no maka azy sy ny andevo ny olona voa tendry haka. [2.48#37]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21