|
|
|
|

Teny iditra 1  misitra
Fototeny  2 isitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandà tsy hanao na mampiseho tsy fahafaliana, ka milaza hoe "isitra": Aza misitra eo, ry Ikoto, fa mandehana haingana rehefa irahina [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misitra

Fivaditsoratra  10 maritsy, 11 misatry, misitra, 12 mitsira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20