Teny iditra | miso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Didy, lalàna: "Raha misy mandika ny miso napetraka, lavinay ambanilanitra ka matinay" (Tokim-panompoana fanao tamin' ny andron-dRanavalona reniny) [1.1] | |
Teny iditra | miso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo meso [1.1] | |
Fivaditsoratra | miso, mosy, SIMO, somy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |