|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misodisody
Fototeny  2 sodisody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miverimberina manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha taratra, mihaodihaody; mandehandeha manodidina: Misy olona misodisody manodidina ny tranony, hono, isan' alina [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  misodisody
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Sihanaka] misavoana [1.78]

Fivaditsoratra  12 midisodiso, misodisody

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20